Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny alatsinainy 17 may 2021

Tranga vaovao : 122

  • 90 Analamanga
  • 22 Bongolava  
  • 5 Matsiatra ambony
  • 1 Itasy 
  • 1 Anosy
  • 1 Menabe
  • 2 Atsimo andrefana

Fitiliana natao : 573

Sitrana : 221

Maty : 03

  • 2 Analamanga
  • 1 Atsimo andrefana

Manaraka fitsaboana : 1380

Formes graves : 245

lundi 17 mai 2021

Analamanga

cumul du 21 mars 2020 au 17 mai 2021

17 mai 2021 formes graves

Analamanga districts

cas dans les régions

 

18/05/21