Governora Hery Rasoamaromaka

Nitafa tamin'ny mpanao gazety ny Governoran'ny faritra Analamanga androany, 27 may 2021 maraina.
Tamin'izany no niresahany sy nitanisany ny asa vitan'ny Faritra nandritra ny 5 volana toy ny lalan-tany mirefy 108 km amin'ny 250 km ampanaovin'ny Filoha Andry RAJOELINA.
Tamin'izany ihany koa ny niresahany resaka politika ka nambarany fa rehefa eo amin'ny Fitondrana am-perinasa no fanaovana ny asa fampandrosoana fa rehefa tsy eo amin'ny Fitondrana intsony dia sarotra ny hiverenana ka sao hanenenana izay asa tsy vita.
Farany dia notanisainy sy noresahany ireo asa mbola miandry sy hovitaina amin'ity taona ity.

le gouverneur face à la presse

 

 

 

 

27/05/21