Antontanisa Covid-19, alahady 30 may 2021

-Tranga vaovao : 76

  • Amoron'i Mania : 1
  • Analamanga : 36
  • Atsimo Andrefana : 8
  • Atsimo Atsinanana : 6
  • Atsinanana : 9
  • Boeny : 1
  • Ihorombe : 1
  • Itasy : 2
  • Matsiatra Ambony : 3
  • Menabe : 3
  • Sofia : 1
  • Vakinankaratra : 5

-Maty :04

  • Analamanga : 2
  • Androy : 1
  • Ihorombe : 1

-Sitrana : 82

-Formes graves : 163

-Isan'ny fitiliana natao : 573

31/05/21