Antontanisa Covid-19, alakamisy 10 jona 2021

- Tranga vaovao : 29

  • Analamanga : 18
  • Atsimo Andrefana : 01
  • Atsinanana : 03
  • Itasy : 01
  • Matsiatra Ambony : 04
  • Menabe : 01
  • Sofia : 01

- Sitrana : 32

  • Analamanga : 12
  • Androy : 02
  • Anosy : 04
  • Atsimo Andrefana : 02
  • Atsinanana : 09
  • Diana : 01
  • Matsiatra Ambony : 02

- Maty : 04

  • Analanjirofo : 01
  • Matsiatra Ambony : 03

- Formes graves : 95

- Isan'ny fitiliana : 614

11/06/21