FARITRA ANALAMANGA MIASA HO ANTSIKA. Efa nanomboka ny faran'ny herinandro teo ny fanamboaran-dalana ao amin'ny kaominina Ampaneva rehefa vita ny fanamboarana ny kianja fanaovam-baolina voalohany. Fanamboarana lalan-tany mirefy 2km500 mampitohy fokontany 03 eto amin'ny kaominina Ampaneva no dingana voalohany izay hovitaina androany. |