Fanamboaran-dalana eto Madagasikara

   Efa teny nomen'ny Filoha Andry RAJOELINA fa homena fitaovana fanamboaran-dalana ny Faritra 22 satria ny fampandrosoana dia miala avy eny ifotony.
   Tonga tokoa ireo fitaovana ireo androany satria izay lazain'ny Filoham-pirenena dia tanterahany avokoa ka izahay Faritra Analamanga dia misaotra sy mankatelina azy.
   Ny Faritra Analamanga dia manome toky fa hahavita lalana bebe kokoa sy tsaratsara kokoa noho ny tamin'ny taona lasa.
Isika tsy maintsy mandroso miaraka amin'ny Filoha Andry RAJOELINA.

 

24/01/21