FOIRE FESTIVAL ANALAMANGA, andro 3

Nofaranana tamin’ny Antsam-piderana ny harivan'ny alahady 22 deptambra 2024 ny hetsika « Foire Festival Analamanga ». Mankasitraka antsika rehetra izay nanohana, nisehatra ary nitsidika izany.
Analamanga tsy maintsy mandroso !

22/09/24