Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 30 jolay 2025

Notanterahina ny Alarobia 30 jolay 2025 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.

>>>