Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany Alarobia 20 aogositra 2025 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy ireo Minisitra isan-tokony.
>>>